Job 32:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nirehitra kosa ny fahatezeran’i Eliho, zanak’i Barakela bozita, avy amin’ny fianakavian’i Rama. Eny, tamin’i Joba no nirehetan’ny fahatezerany satria nanao ny tenany ho marina noho Andriamanitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nirehitra tamin’izay kosa ny fahatezeran’i Eliò, zanak’i Barakely, Bozita, fokon’i Rama. Nirehitra tamin’i Jôba ny fahatezerany, satria io nihambo ho marina noho Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nirehi-pahatezerana noho izany i Elihò zanakalahin’i Barakela avy amin’ny fokon’i Boza sady anisan’ny tarik’i Rama; tamin’i Jôba no nirehetan’ny fahatezerany, satria mihambo ho marina i Jôba teo anoloan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nirehitra kosa ny fahatezeran'i Eliho, zanak'i Barakela, Bozita, avy amin'ny fokon'i Rama; eny, tamin'i Joba no nirehetan'ny fahatezerany, satria nanao ny tenany ho marina noho Andriamanitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nirehitra kosa ny fahatezeran’i Eliho, zanak’i Barakela bozita, avy amin’ny fianakavian’i Rama. Eny, tamin’i Joba no nirehetan’ny fahatezerany satria nanao ny tenany ho marina noho Andriamanitra izy.
malagasy
Ary nirehitra kosa ny fahatezeran'i Eliho, zanak'i Barakela, Bozita, avy amin'ny fokon'i Rama; eny, tamin'i Joba no nirehetan'ny fahatezerany, satria nanao ny tenany ho marina noho Andriamanitra izy.