Job 32:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba mahay mandrobo aho; raha izany dia halain’ny Mpanao ahy faingana aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy mba mahay mandoka; fa raha tsy izany dia halain’ny Mpahary ahy, eo no ho eo ihany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa tsy mahay mandodoka olona aho, sao hofoanan’ny Mpahariko tsy ho ela.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mba mahay mandrobo aho; Raha izany, dia halain'ny Mpanao ahy faingana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba mahay mandrobo aho; raha izany dia halain’ny Mpanao ahy faingana aho!
malagasy
Fa tsy mba mahay mandrobo aho; Raha izany, dia halain'ny Mpanao ahy faingana aho.