Job 32:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny sakaizany telo lahy koa no nirehetan’ny fahatezerany satria tsy nahita teny havaly izy ireo, kanefa nanameloka an’i Joba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirehitra tamin’izy telo lahy sakaizany koa ny fahatezerany, satria tsy nahita teny tsara havaly azy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirehi-pahatezerana tamin’ny sakaizany telolahy koa i Elihò, satria sady tsy nahita valinteny ho an’i Jôba ireo no nanome tsiny an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny sakaizany telo lahy koa no nirehetan'ny fahatezerany, satria tsy nahita teny havaliny izy ireo, kanefa nanameloka an'i Joba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny sakaizany telo lahy koa no nirehetan’ny fahatezerany satria tsy nahita teny havaly izy ireo, kanefa nanameloka an’i Joba.
malagasy
Ary tamin'ny sakaizany telo lahy koa no nirehetan'ny fahatezerany, satria tsy nahita teny havaliny izy ireo, kanefa nanameloka an'i Joba.[Na: teny havaliny an'i Joba hanamelohany azy]