Job 32:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Eliho dia tsy mbola niteny tamin’i Joba fa niandry satria ireo telo lahy dia be taona noho izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny maha-zokiny azy ireo, dia niandry i Eliò, vao niteny tamin’i Jôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mbola niandry i Elihò vao niteny tamin’i Jôba, satria be taona kokoa noho izy ny hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary Eliho mbola niandry an-dr'i Joba aloha vao niteny, fa ireo no ela niainana kokoa noho izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Eliho dia tsy mbola niteny tamin’i Joba fa niandry satria ireo telo lahy dia be taona noho izy.
malagasy
Ary Eliho mbola niandry an-dr'i Joba aloha vao niteny, fa ireo no ela niainana kokoa noho izy.