Job 32:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho hoe: Aoka ny fahanterana no hiteny ary aoka ny hamaroan’ny taona no hampianatra fahendrena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho anakampo: ‹Hiteny ireo be andro, hanambara ny fahendrena ny hamaroan’ny taona›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy aho anakampoko hoe: «Aoka ny be taona hiteny, ary ny anti-panahy hampianatra ny fahendrena.»
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho: Aoka ny fahanterana no hiteny, ary aoka ny hamaroan'ny taona no hampianatra fahendrena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho hoe: Aoka ny fahanterana no hiteny ary aoka ny hamaroan’ny taona no hampianatra fahendrena.
malagasy
Hoy izaho: Aoka ny fahanterana no hiteny, ary aoka ny hamaroan'ny taona no hampianatra fahendrena.