Job 32:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ny fanahy izay ao anatin’ny zanak’olombelona sy ny fofonain’ny Tsitoha no mahahendry azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa ny fanahy napetraka ao anatin’ny olombelona, dia ny fofon’ain’ny Tsitoha no manome ny fahazavan-tsaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ao amin’ny olombelona ao dia ny fanahy, na ny fofonain’ilay Tsitoha, no manome fahalalana azy.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny fanahy izay ao anatin'ny zanak'olombelona sy ny fofonoin'ny Tsitoha no mahahendry azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ny fanahy izay ao anatin’ny zanak’olombelona sy ny fofonain’ny Tsitoha no mahahendry azy.
malagasy
Kanefa ny fanahy izay ao anatin'ny zanak'olombelona sy ny fofonoin'ny Tsitoha no mahahendry azy.[Na: Dia]