Job 32:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy dia ny fahalehibiazana no mahahendry ary tsy dia ny fahanterana no ahalalana ny rariny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy ny taona no mampahazo ny fahendrena, tsy ny fahanterana no hahalalana ny rariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy hoe taona na traikefa ananana no mampahendry sy ahalalana ny marina.
Malagasy Bible 1865
Tsy dia ny fahalehibiazana no mahahendry, ary tsy dia ny fahanterana no ahalalana ny rariny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy dia ny fahalehibiazana no mahahendry ary tsy dia ny fahanterana no ahalalana ny rariny.
malagasy
Tsy dia ny fahalehibiazana no mahahendry, ary tsy dia ny fahanterana no ahalalana ny rariny;