Job 33:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mampiditra ny tongotro ao amin’ny boloky hazo Izy ary mitsongo ny diako rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony am-boloky hazo ny tongotro; tsikiloviny avokoa ny diako rehetra›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mamela ahy handeha an-kalalahana Izy fa mitsikilo ny fihetsiko rehetra.»
Malagasy Bible 1865
Mampiditra ny tongotro eo amin'ny boloky hazo Izy ary mitsikilo ny diako rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mampiditra ny tongotro ao amin’ny boloky hazo Izy ary mitsongo ny diako rehetra.
malagasy
Mampiditra ny tongotro eo amin'ny boloky hazo Izy ary mitsikilo ny diako rehetra.