Job 33:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
E! Izany no tsy mahamarina anao, hoy aho; fa Andriamanitra dia lehibe loatra ka tsy leon’ny zanak’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny valy ataoko aminao, dia tsy marina ny anao amin’izany; fa lehibe noho ny olombelona Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany, hoy aho, no mahadiso anao, ry Jôba; satria lehibe loatra Andriamanitra hany ka tsy azon’ny olona ifanandrinana.
Malagasy Bible 1865
He! izany no tsy mahamarina anao, hoy izaho; Fa Andriamanitra dia lehibe loatra ka tsy leon'ny zanak'olombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
E! Izany no tsy mahamarina anao, hoy aho; fa Andriamanitra dia lehibe loatra ka tsy leon’ny zanak’olombelona.
malagasy
He! izany no tsy mahamarina anao, hoy izaho; Fa Andriamanitra dia lehibe loatra ka tsy leon'ny zanak'olombelona.