Job 33:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nahoana no manome tsiny Azy ianao noho ny tsy nampisehoany izay antony amin’ny ataony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nahoana no mifanditra aminy, noho Izy tsy mamoaka izay ataony na amin’iza na amin’iza?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nahoana Izy no iadianao rehefa tsy mamaly izay fanontanianao?
Malagasy Bible 1865
Koa nahoana no manome tsiny Azy ianao noho ny tsy nampisehoany izay antony amin'ny ataony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nahoana no manome tsiny Azy ianao noho ny tsy nampisehoany izay antony amin’ny ataony?
malagasy
Koa nahoana no manome tsiny Azy ianao noho ny tsy nampisehoany izay antony amin'ny ataony? [Na: Noho ny tsy amaliany ny tenin'olombelona?]