Job 33:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa misy fomba iray itenenan’Andriamanitra; eny, fomba roa aza, nefa tsy tandrin’ny olona izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miteny ihany anefa Andriamanitra, mbetika toy izao, mbetika toy izao, saingy tsy tandreman’ny olona izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia miteny aza Andriamanitra ka mamerimberina izany, dia tsy misy miraika.
Malagasy Bible 1865
Kanefa misy fanao iray itenenan'Andriamanitra, eny, fanao roa aza, nefa tsy tandreman'ny olona izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa misy fomba iray itenenan’Andriamanitra; eny, fomba roa aza, nefa tsy tandrin’ny olona izany,
malagasy
Kanefa misy fanao iray itenenan'Andriamanitra, eny, fanao roa aza, nefa tsy tandreman'ny olona izany,