Job 33:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny nofy sy ny tsindrimandry amin’ny alina. Raha sondrian-tory iny ny olona ka renoka eo am-pandriana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miteny amin’ny nofy, na amin’ny fahitana amin’ny alina Izy, raha ilay sondrian-tory mafy iny ny olona; ka matory eo am-pandriany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa sondrian-tory amin’ny alina ny olona ka renoka tanteraka eo am-pandriany, dia amin’ny nofy sy fahitana no fomba itenenan’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Dia ny nofy sy ny tsindrimandry amin'ny alina, raha sondrian-tory ny olona ka renoka eo am-pandriana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny nofy sy ny tsindrimandry amin’ny alina. Raha sondrian-tory iny ny olona ka renoka eo am-pandriana
malagasy
Dia ny nofy sy ny tsindrimandry amin'ny alina, raha sondrian-tory ny olona ka renoka eo am-pandriana,