Job 33:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia manokatra ny sofin’ny olona Izy ka manisy tombo-kase ny fananarany azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany no anokafany ny sofin’ny olona, ka ny fananarany dia ataony voatombokase ao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
anaovany fanambaràna ireo amin’izay, ary asiany tombokase ny fampitandremany,
Malagasy Bible 1865
Dia manokatra ny sofin'ny olona Izy ka manisy tombo-kase ny fananarany azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia manokatra ny sofin’ny olona Izy ka manisy tombo-kase ny fananarany azy
malagasy
Dia manokatra ny sofin'ny olona Izy ka manisy tombo-kase ny fananarany azy,