Job 33:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampiala ny olona amin’ny fanaony sy hiaro azy amin’ny fireharehana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hampialany ny olona amin’ny asany tsy mety sy hanesorany azy amin’ny avonavony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hampiala azy amin’ny fanaony sy hampifady azy ny fiavonavona.
Malagasy Bible 1865
Mba hampiala ny olona amin'ny fanaony, sy hampifady azy ny fireharehana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampiala ny olona amin’ny fanaony sy hiaro azy amin’ny fireharehana.
malagasy
Mba hampiala ny olona amin'ny fanaony, sy hampifady azy ny fireharehana.