Job 33:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miaro ny fanahiny tsy ho any an-davaka Izy ary ny ainy mba tsy ho voan’ny fiadiana atoraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hamonjeny ny fanahiny amin’ny fahafatesana, sy ny ainy tsy ho voan’ny zana-tsipìka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no iarovan’Andriamanitra ny olona tsy ho hankany amin’ny fahaverezana ary amonjeny ny ainy tsy hiharan-tsabatra.
Malagasy Bible 1865
Miaro ny fanahiny tsy ho any an-davaka Izy, ary ny ainy mba tsy ho voan'ny fiadiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miaro ny fanahiny tsy ho any an-davaka Izy ary ny ainy mba tsy ho voan’ny fiadiana atoraka.
malagasy
Miaro ny fanahiny tsy ho any an-davaka Izy, ary ny ainy mba tsy ho voan'ny fiadiana.