Job 33:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anarina amin’ny fanaintainana eo am-pandrianany koa izy sy amin’ny fikotrankotran’ny taolany lalandava;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fijaliana koa no fananarana ny olombelona eo am-pandriany raha mampikotrana ny taolany ny ady lalandava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anarin’Andriamanitra koa izy amin’ny fanaintainana eo am-pandriana rehefa ampangovitin’ny tazo tsy misy farany.
Malagasy Bible 1865
Anarina amin'ny fanaintainana eo ampandriany koa izy sy amin'ny fikotrankotran'ny taolany lalandava;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anarina amin’ny fanaintainana eo am-pandrianany koa izy sy amin’ny fikotrankotran’ny taolany lalandava;
malagasy
Anarina amin'ny fanaintainana eo ampandriany koa izy sy amin'ny fikotrankotran'ny taolany lalandava;