Job 33:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mankaloiloy azy ny hanina; eny, na ny hanim-py aza dia tsy tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Boboky ny mofo izy amin’izany, ny nahandro fy, tsy tiany mainty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mankaloiloy azy ny sakafo amin’izany; tsy mampahazoto homana azy izay hanim-py.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ainy marikorikon-kanina, eny, na dia ny hanim-py aza tsy tian'ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mankaloiloy azy ny hanina; eny, na ny hanim-py aza dia tsy tiany.
malagasy
Ary ny ainy marikorikon-kanina, eny, na dia ny hanim-py aza tsy tian'ny fanahiny.