Job 33:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy anjely ho mpanalalana ho azy, iray amin’ny arivo, hanoro izay tokony halehan’ny olona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mahita ho mpanalalana anefa izy, anjely iray amin’ny arivo izay hampahalala ny olombelona ny tsy maintsy ataony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy anjely iray ao anatin’ny arivo tonga mba hanampy io olona io ka hampahafantatra azy ny adidiny,
Malagasy Bible 1865
Raha misy Anjely ho Mpanalalana ho azy, iray amin'ny arivo, hanoro izay tokony halehan'ny olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy anjely ho mpanalalana ho azy, iray amin’ny arivo, hanoro izay tokony halehan’ny olona,
malagasy
Raha misy Anjely ho Mpanalalana ho azy, iray amin'ny arivo, hanoro izay tokony halehan'ny olona,