Job 33:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hamindra fo aminy ka niteny hoe: Vonjeo izy mba tsy hidina any an-davaka, fa efa nahita avotra aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hamindra fo aminy Andriamanitra, ka hanao amin’ny Anjely hoe: ‹Afaho tsy hidina any an-davaka izy, fa efa nahita ny avotry ny ainy Aho.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hiantra azy ilay anjely ka hanao amin’Andriamanitra hoe: «Aza avela hidina any am-pasana izy, fa efa nahita avotra ho azy aho.»
Malagasy Bible 1865
Ary hamindra fo aminy ka nanao hoe: Vonjeo izy mba tsy hidina any an-davaka, fa efa nahita avotra Aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hamindra fo aminy ka niteny hoe: Vonjeo izy mba tsy hidina any an-davaka, fa efa nahita avotra aho,
malagasy
Ary hamindra fo aminy ka nanao hoe: Vonjeo izy mba tsy hidina any an-davaka, fa efa nahita avotra Aho,[Na: Dia]