Job 33:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho tsara noho ny an’ny tanora ny nofony ary hody ho toy ny tamin’ny andron’ny fahatanorany izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay ny nofony dia mandina noho ny an’ny tanora kely, fa miverina amin’ny andron’ny fahatanorany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hihatanora indray ny tenan’ilay narary teo ka hiverina amin’ny andro mahazatovo azy.
Malagasy Bible 1865
Dia ho tsara noho ny an'ny tanora ny nofony, hody ho toy ny tamin'ny andro nahatanorany izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho tsara noho ny an’ny tanora ny nofony ary hody ho toy ny tamin’ny andron’ny fahatanorany izy;
malagasy
Dia ho tsara noho ny an'ny tanora ny nofony, hody ho toy ny tamin'ny andro nahatanorany izy;