Job 33:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hivavaka amin’Andriamanitra izy ka hankasitrahany ary hahita ny tavany amin’ny hafaliana, fa hampodiny amin’ny zanak’olombelona ny fahamarinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivavaka amin’Andriamanitra izy, ary Andriamanitra manambina azy; mibanjina ny tavany amim-piravoravoana izy, ary ny Tsitoha mamerina aminy ny fahamarinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivavaka amin’Andriamanitra izy ary mahazo sitraka aminy; am-piravoravoana no anatrehany tava an’Ilay manolotra fahafahana ny olona.
Malagasy Bible 1865
Hivavaka amin'Andriamanitra izy ka hankasitrahany ary hahita ny havany amin'ny hafaliana, fa hampodiny amin'ny zanak'olombelona ny fahamarinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hivavaka amin’Andriamanitra izy ka hankasitrahany ary hahita ny tavany amin’ny hafaliana, fa hampodiny amin’ny zanak’olombelona ny fahamarinany.
malagasy
Hivavaka amin'Andriamanitra izy ka hankasitrahany ary hahita ny havany amin'ny hafaliana, fa hampodiny amin'ny zanak'olombelona ny fahamarinany.[Na: hamaly ny olona araka ny fahamarinany Izy]