Job 33:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hihira izy ka hilaza amin’ny olona hoe: Efa nanota aho fa nanao ny rariny ho heloka, kanefa tsy novaliana araka ny nataoko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihira izy eo amin’ny olona, manao hoe: ‹Efa nanota aho, nandika ny rariny, kanefa tsy novalian’Andriamanitra araka ny heloko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hihira izy ka hilaza amin’ny besinimaro hoe: «Efa nanota aho fa nandika ny rariny; nefa tsy arakaraka ny nataoko no namaizan’Andriamanitra ahy.
Malagasy Bible 1865
Dia hihira izy hilaza amin'ny olona hoe: Efa nanota aho, fa nanao ny rariny ho heloka, kanefa tsy novaliana araka ny nataoko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hihira izy ka hilaza amin’ny olona hoe: Efa nanota aho fa nanao ny rariny ho heloka, kanefa tsy novaliana araka ny nataoko;
malagasy
Dia hihira izy hilaza amin'ny olona hoe: Efa nanota aho, fa nanao ny rariny ho heloka, kanefa tsy novaliana araka ny nataoko;