Job 33:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka ary mifaly ny aiko amin’ny fahitana ny mazava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notsimbininy tsy hidina any an-davaka ny fanahiko; ary mivelatra eo amin’ny hazavana ny aiko›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanavotra ahy tsy hidina any am-pasana Izy ka velona sy mahita ny mazava aho!»
Malagasy Bible 1865
Fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka, ary mifaly ny aiko amin'ny fahitana ny mazava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka ary mifaly ny aiko amin’ny fahitana ny mazava.
malagasy
Fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka, ary mifaly ny aiko amin'ny fahitana ny mazava.