Job 33:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, izany rehetra izany no ataon’Andriamanitra indroa amin’ny olona; eny, intelo aza,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany, ataon’Andriamanitra daholo izany rehetra izany, indroa, intelo, ho an’ny olombelona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany rehetra izany no ataon’Andriamanitra indroa na intelo tamin’ny olona,
Malagasy Bible 1865
Indro, izany rehetra izany no ataon'Andriamanitra indroa amin'ny olona, eny, intelo aza,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, izany rehetra izany no ataon’Andriamanitra indroa amin’ny olona; eny, intelo aza,
malagasy
Indro, izany rehetra izany no ataon'Andriamanitra indroa amin'ny olona, eny, intelo aza,