Job 33:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hitsim-poko no hiseho amin’ny teniko ary ny fahalalan’ny molotro no holazaina tsy hasiana fitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hivoaka amin’ny fo mahitsy ny teniko, ny marina tsy misy fitaka no hotononin’ny molotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
An-kitsimpo tanteraka no hitenenako ka dia hilaza ny tena marina aho.
Malagasy Bible 1865
Ny hitsim-poko no hiseho amin'ny teniko; Ary ny fahalalan'ny molotro no holazaina tsy hasiana fitaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hitsim-poko no hiseho amin’ny teniko ary ny fahalalan’ny molotro no holazaina tsy hasiana fitaka.
malagasy
Ny hitsim-poko no hiseho amin'ny teniko; Ary ny fahalalan'ny molotro no holazaina tsy hasiana fitaka.