Job 33:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hamerina ny fanahiny tsy ho any an-davaka mba hihazavany amin’ny fahazavan’ny velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hampiverina azy amin’ny fahafatesana, sy hanazava azy amin’ny fahazavan’ny velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamerenany azy tsy ho any am-pasana sy hanazavany azy amin’ny fahazavan’ny velona.
Malagasy Bible 1865
Mba hamerina ny fanahiny tsy ho any an-davaka, mba hihazavany amin'ny fahazavan'aina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hamerina ny fanahiny tsy ho any an-davaka mba hihazavany amin’ny fahazavan’ny velona.
malagasy
Mba hamerina ny fanahiny tsy ho any an-davaka, mba hihazavany amin'ny fahazavan'aina.[Na: hiala]