Job 33:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo, ry Joba, ka mihainoa ahy! Mangìna kely aloha ianao fa mbola hiteny aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrema, ry Jôba, ka mihainoa ahy, mangina ihany hitenenako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo, ry Jôba, ka henoy tsara aho; mangina kely aloha fa izaho mbola hiteny.
Malagasy Bible 1865
Tandremo, ry Joba, ka mihainoa ahy; Mangina kely aloha ianao, fa izaho mbola hiteny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo, ry Joba, ka mihainoa ahy! Mangìna kely aloha ianao fa mbola hiteny aho!
malagasy
Tandremo, ry Joba, ka mihainoa ahy; Mangina kely aloha ianao, fa izaho mbola hiteny.