Job 33:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manan-kavaly ianao dia mamalia ahy ihany! Mitenena, fa ta hanamarina anao aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manan-kalahatra ianao, valio aho; mitenena fa satriko mahita anao ho marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha manana havaly ianao, dia lazao; mitenena, fa satriko hanana ny marina ianao.
Malagasy Bible 1865
Raha manan-kavaly ianao, dia mamalia ahy ihany; Mitenena, fa ta-hanamarina anao aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manan-kavaly ianao dia mamalia ahy ihany! Mitenena, fa ta hanamarina anao aho!
malagasy
Raha manan-kavaly ianao, dia mamalia ahy ihany; Mitenena, fa ta-hanamarina anao aho;Fa raha tsy manan-kavaly ianao, dia mihainoa ahy kosa; Mangina tsara, fa hampianariko fahendrena ianao.