Job 33:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nilaza teo anatrehako mihitsy ianao ary efa reko ihany ny feon’ny teninao hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, efa nilaza teo amin’ny sofiko ianao, sady reko tsara ny feon’ny teninao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reko ary mbola ato an-tsofiko ny feon’ny teninao manao hoe:
Malagasy Bible 1865
Efa nilaza teo anatrehako mihitsy ianao, ary efa reko ihany ny feon'ny teninao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nilaza teo anatrehako mihitsy ianao ary efa reko ihany ny feon’ny teninao hoe:
malagasy
Efa nilaza teo anatrehako mihitsy ianao, ary efa reko ihany ny feon'ny teninao hoe: