Job 34:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany, mihainoa ahy, ianareo manam-panahy! Lavitra an’Andriamanitra ny hanao ratsy! Ary lavitra ny Tsitoha ny hanao meloka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mihainoa ahy ianareo olona manan-tsaina: Lavitra an’Andriamanitra ny hanao ny tsy fahamarinana! Lavitra ny Tsitoha ny fanaovana ny tsy an-drariny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mihainoa ahy, ianareo olo-mahalala: Sanatria an’Andriamanitra ny hanao ratsy ary lavitra an’ilay Tsitoha ny tsy fahamarinana.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany mihainoa ahy, ianareo manam-panahy: Lavitra an'Andriamanitra ny hanao ratsy! Ary lavitra ny Tsitoha ny hanao meloka!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany, mihainoa ahy, ianareo manam-panahy! Lavitra an’Andriamanitra ny hanao ratsy! Ary lavitra ny Tsitoha ny hanao meloka!
malagasy
Koa amin'izany mihainoa ahy, ianareo manam-panahy: Lavitra an'Andriamanitra ny hanao ratsy! Ary lavitra ny Tsitoha ny hanao meloka!