Job 34:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny nataon’ny olona ihany no ampanodiaviny azy ka mamaly ny tsirairay araka ny lalany avy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mamaly ny olona araka ny asany Izy, ary mizara amin’izy tsirairay avy araka ny lalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mamaly ny olona araka ny asany Izy ka manome azy araka ny fitondrantenany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny nataon'ny olona ihany no ampanodiaviny azy, ka mamaly ny olona rehetra araka ny lalany avy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny nataon’ny olona ihany no ampanodiaviny azy ka mamaly ny tsirairay araka ny lalany avy Izy.
malagasy
Fa ny nataon'ny olona ihany no ampanodiaviny azy, ka mamaly ny olona rehetra araka ny lalany avy Izy.