Job 34:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny tokoa, Andriamanitra tsy manao ratsy mihitsy ary ny Tsitoha tsy mba mamadika ny rariny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny iky, tsy manao ny tsy marina Andriamanitra, ny Tsitoha tsy manohitra ny tsy rariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny marina dia izao: Andriamanitra Tsitoha dia tsy mba manao ratsy mihitsy ary tsy manitsakitsaka ny rariny.
Malagasy Bible 1865
Eny tokoa, Andriamanitra tsy manao ratsy mihitsy, ary ny Tsitoha tsy mba mamadika ny rariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny tokoa, Andriamanitra tsy manao ratsy mihitsy ary ny Tsitoha tsy mba mamadika ny rariny.
malagasy
Eny tokoa, Andriamanitra tsy manao ratsy mihitsy, ary ny Tsitoha tsy mba mamadika ny rariny.