Job 34:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa no nanendry Azy ho Mpiandraikitra ny tany? Ary iza no nanorina izao tontolo izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zovy moa no nanendry Azy ho mpanapaka ny tany? Zovy no nametraka taminy an’izao tontolo izao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza moa no nanendry azy hifehy ny tany? ary zovy no nanankina izao tontolo izao taminy?
Malagasy Bible 1865
Iza moa no nanendry Azy ho Mpiadidy ny tany? Ary iza no nanorina izao tontolo izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa no nanendry Azy ho Mpiandraikitra ny tany? Ary iza no nanorina izao tontolo izao?
malagasy
Iza moa no nanendry Azy ho Mpiadidy ny tany? Ary iza no nanorina izao tontolo izao?