Job 34:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hiala avokoa ny ain’ny nofo rehetra ary hiverina amin’ny vovoka ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho afaka aina miaraka amin’izay ny nofo rehetra, ary hody amin’ny vovoka indray ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hiara-maty avokoa ny miaina rehetra, ary hody vovoka indray ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Dia hiala avokoa ny ain'ny nofo rehetra, ary hiverina amin'ny vovoka ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hiala avokoa ny ain’ny nofo rehetra ary hiverina amin’ny vovoka ny olona.
malagasy
Dia hiala avokoa ny ain'ny nofo rehetra, ary hiverina amin'ny vovoka ny olona.