Job 34:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manam-pahalalana ianao dia henoy izao ka atongilano amin’ny teniko ny sofinao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manan-tsaina ianao, henoy izao, mampandria sofina amin’ny feon’ny teniko:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria olon-kendry ianao, dia mandrenesa ka mampandria sofina amin’izay lazaiko:
Malagasy Bible 1865
Raha manam-pahalalana ianao, dia mandrenesa izao, ka mihainoa ny teniko
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manam-pahalalana ianao dia henoy izao ka atongilano amin’ny teniko ny sofinao!
malagasy
Raha manam-pahalalana ianao, dia mandrenesa izao, ka mihainoa ny teniko