Job 34:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa mahay mitondra va izay tsy tia rariny? Ary Ilay marina sady mahery va no hohelohinao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fahavalon’ny rariny ve hahazo ny fahefana ambony indrindra? Sahinao hohelohina va ilay Marina, ilay Mahefa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy tia rariny Andriamanitra, moa afaka hifehy izao rehetra izao ve Izy? Ary hohelohinao ve Ilay Marina sady Mahery
Malagasy Bible 1865
Moa mahay mifehy va izay tsy tia rariny? Ary Ilay marina sady mahery va no hohelohinao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa mahay mitondra va izay tsy tia rariny? Ary Ilay marina sady mahery va no hohelohinao?
malagasy
Moa mahay mifehy va izay tsy tia rariny? Ary Ilay marina sady mahery va no hohelohinao?