Job 34:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mety va ny miteny amin’ny mpanjaka hoe: Olom-poana ianao? Ary amin’ny zanak’andriana hoe: Ry ilay ratsy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay miteny amin’ny mpanjaka hoe: ‹Olom-poana!› sy amin’ny andriana hoe: ‹Olon-tsy vanona!›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay afa-miteny amin’ny mpanjaka hoe: «Olom-poana», sy amin’ireo zanak’andriana hoe: «Olon-dratsy»?
Malagasy Bible 1865
(Mety va ny miteny amin'ny mpanjaka hoe: Olom-poana ianao! Ary amin'ny zanak'andriana: Ry ilay ratsy!),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mety va ny miteny amin’ny mpanjaka hoe: Olom-poana ianao? Ary amin’ny zanak’andriana hoe: Ry ilay ratsy?
malagasy
(Mety va ny miteny amin'ny mpanjaka hoe: Olom-poana ianao! Ary amin'ny zanak'andriana: Ry ilay ratsy!),