Job 34:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mizaha ny tavan’ny lehibe Izy ary tsy manaja ny ambony mihoatra noho ny ambany satria samy asan’ny tanany avokoa izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay tsy mba mizaha tavan’olona amin’ny lehibe, ary tsy mijery ny manan-karena noho ny mahantra, satria samy asa tanany avokoa izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mitongilana amin’ny lehibe Izy na mampandefitra ny mahantra eo anoloan’ny mpanankarena, fa asan’ny tanany avokoa izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia Ilay tsy mizaha ny tavan'ny lehibe, ary tsy manaja ny ambony mihoatra noho ny ambany, satria samy asan'ny tànany avokoa izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mizaha ny tavan’ny lehibe Izy ary tsy manaja ny ambony mihoatra noho ny ambany satria samy asan’ny tanany avokoa izy rehetra.
malagasy
Dia Ilay tsy mizaha ny tavan'ny lehibe, ary tsy manaja ny ambony mihoatra noho ny ambany, satria samy asan'ny tànany avokoa izy rehetra.