Job 34:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry, ary mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry; mihainoa ahy tsara, ianareo manan-tsaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandrenesa izay holazaiko, ianareo olon-kendry; ary ianareo ela nihetezana lava volo, mihainoa, mba manongilàna sofina hihaino ahy.
Malagasy Bible 1865
Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry; Ary mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry, ary mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana.
malagasy
Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry; Ary mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana.