Job 34:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maty amin’ny indray mipy maso monja amin’ny mamatonalina ireny; mihetsiketsika ny vahoaka dia ringana izy ary ny mahery dia lasa tsy nesorin-tanan’olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny indray mipỳ maso monja dia maty ireny amin’ny mamatonalina; mangozohozo eo ny firenena, dia tsy eo intsony; lasa tsy natosi-tanan’olona ny mahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao anatin’ny indray mipy maso monja amin’iny mamatonalina iny no mety hahafatesan’ny olona. Aringan’Andriamanitra ny mpanankarena dia manjavona tsy hita intsony; ary lasa tsy natosiny akory ny mahery.
Malagasy Bible 1865
Maty amin'ny indray mipi-maso monja amin'ny mamatonalina ireny; Eny, ringana ny olona ka tsy ao intsony; Ary ny mahery dia lasa tsy esorin-tanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maty amin’ny indray mipy maso monja amin’ny mamatonalina ireny; mihetsiketsika ny vahoaka dia ringana izy ary ny mahery dia lasa tsy nesorin-tanan’olona.
malagasy
Maty amin'ny indray mipi-maso monja amin'ny mamatonalina ireny; Eny, ringana ny olona ka tsy ao intsony; Ary ny mahery dia lasa tsy esorin-tanana.