Job 34:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mason’Andriamanitra dia mijery ny alehan’ny olona ary mahita ny diany rehetra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mitsinjo izay alehan’ny olona ny mason’Andriamanitra, ary hitany miharihary avokoa ny diany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa arany maso ny toetran’ny olona, ary hitany avokoa ny lalan-kalehany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mason'Andriamanitra dia mijery ny alehan'ny olona, ary mahita ny diany rehetra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mason’Andriamanitra dia mijery ny alehan’ny olona ary mahita ny diany rehetra Izy.
malagasy
Fa ny mason'Andriamanitra dia mijery ny alehan'ny olona, ary mahita ny diany rehetra Izy.