Job 34:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy haizina na aloky ny fahafatesana izay ahazoan’ny mpanao ratsy miery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy haizina na aloky ny fahafatesana, azon’izay manao ny tsy marina ierena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ny haizim-pito na ny alo-mainty no tsy ahitany ny mpanao ratsy.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy aizina na alim-pito, Izay hieren'ny mpanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy haizina na aloky ny fahafatesana izay ahazoan’ny mpanao ratsy miery.
malagasy
Tsy misy aizina na alim-pito, Izay hieren'ny mpanao ratsy.