Job 34:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra tsy miandry ela vao mandinika ny olona izay tonga hotsaraina eo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mila ny hijery fanindroany ny olona anankiray izy, mba hitondrany azy ho amin’ny fitsarana miaraka aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra tsy mila manao famotorana olona izay tonga eo anatrehany mba hotsarainy.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra tsy mba miandry aloha vao mandinika ny olona Izay tonga hotsaraina eo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra tsy miandry ela vao mandinika ny olona izay tonga hotsaraina eo anatrehany.
malagasy
Fa Andriamanitra tsy mba miandry aloha vao mandinika ny olona Izay tonga hotsaraina eo anatrehany.