Job 34:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manorotoro ny olona mahery Izy na dia tsy manadina azy aza ka manangana olon-kafa hisolo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa torotoroiny tsy misy famotorana ny mahery, dia manangana olon-kafa izy hisolo-toerana an’ireny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa montsamontsaniny ny olo-mahery na dia tsy misy fakana am-bava aza, ka soloiny olon-kafa ny toerany;
Malagasy Bible 1865
Manorotoro ny olona mahery Izy, na dia tsy manadina aza, ka manangana olon-kafa hisolo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manorotoro ny olona mahery Izy na dia tsy manadina azy aza ka manangana olon-kafa hisolo azy.
malagasy
Manorotoro ny olona mahery Izy, na dia tsy manadina aza, ka manangana olon-kafa hisolo azy.