Job 34:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantany ny asan’ireo ka manongana azy amin’ny alina Izy dia torotoro ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa fantany ny asan’ireny, ka hazerany amin’ny alina ireny, dia montsamontsana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria fantany mihitsy ny asan’ireo. Ka amin’ny indray alina ihany no anonganany azy ho montsana.
Malagasy Bible 1865
Koa hita amin'izany fa fantany ny asan'ireo, ka dia mamono azy amin'ny alina ho torotoro Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantany ny asan’ireo ka manongana azy amin’ny alina Izy dia torotoro ireo.
malagasy
Koa hita amin'izany fa fantany ny asan'ireo, ka dia mamono azy amin'ny alina ho torotoro Izy.