Job 34:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tehafiny tanana tahaka ny fanao amin’ny ratsy fanahy ireo eo imason’ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
asiany toy ny famely ny tsy mivavaka ireny, amin’ny fitoerana izay hahatazanan’ny olona azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tehamaina eo imasom-bahoaka no namelezany azy toa olo-meloka.
Malagasy Bible 1865
Tehafiny tanana tahaka ny fanao amin'ny ratsy fanahy ireo eo imason'ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tehafiny tanana tahaka ny fanao amin’ny ratsy fanahy ireo eo imason’ny vahoaka.
malagasy
Tehafiny tanana tahaka ny fanao amin'ny ratsy fanahy ireo eo imason'ny vahoaka.[Na: Mamely azy toy ny famely ny ratsy fanahy Izy]