Job 34:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany dia noho ny nialan’ireo tamin’Andriamanitra ka tsy nitandremany ny lalany akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tamin’ireny niala taminy, sy nandà tsy hahalala ny lalany rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria niala tamin’Andriamanitra ireo ka tsy niraharaha ny sori-dalany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Izao no nialan'ireo tamin'Andriamanitra ka tsy nitandremany ny lalany akory,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany dia noho ny nialan’ireo tamin’Andriamanitra ka tsy nitandremany ny lalany akory.
malagasy
Izao no nialan'ireo tamin'Andriamanitra ka tsy nitandremany ny lalany akory,