Job 34:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia tonga eo anatrehany ny fitarainan’ny madinika ka reny ny fitarainan’ny ory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nampiakatra ny fitarainan’ny mahantra ho eo aminy ireny, sy nahatonga azy hihaino ny fitarainan’ny tra-pahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nanesika ny mahantra sy ory hiantso vonjy amin’Andriamanitra; ka henony tokoa ny fitarainany.
Malagasy Bible 1865
Dia ny mba hahatonga ny fitarainan'ny malahelo eo anatrehany ka hampandre Azy ny fitarainan'ny ory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia tonga eo anatrehany ny fitarainan’ny madinika ka reny ny fitarainan’ny ory.
malagasy
Dia ny mba hahatonga ny fitarainan'ny malahelo eo anatrehany ka hampandre Azy ny fitarainan'ny ory.