Job 34:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mangina Izy, iza no hahay hanameloka Azy? Raha manafin-tava Izy, iza no hahajery Azy? Nefa Izy dia mijery ny firenena na ny olona tsirairay
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manome fiadanana Izy, zovy no hitaraina amin’izany? Raha manafin-Tava Izy, zovy no ho afa-mahita Azy, na firenena izany, na olona tsirairay no anaovany izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mangina Andriamanitra, zovy no hanameloka Azy? Raha manafin-tava Izy, zovy no hahita Azy? Kanefa miahy ireo firenena sy ny olombelona rehetra Izy
Malagasy Bible 1865
Mangina Izy, ka iza no mahay manameloka? Ary manafin-tava Izy (ka iza no mahajery Azy?), na amin'ny firenena, na amin'ny olona tsirairay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mangina Izy, iza no hahay hanameloka Azy? Raha manafin-tava Izy, iza no hahajery Azy? Nefa Izy dia mijery ny firenena na ny olona tsirairay
malagasy
Mangina Izy, ka iza no mahay manameloka? Ary manafin-tava Izy (ka iza no mahajery Azy?), na amin'ny firenena, na amin'ny olona tsirairay,[Na: Manome fiadanana]