Job 34:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny sofina no mamantatra teny ary ny vava no manandrana hanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny sofina no mamantatra ny teny, toy ny vava no manandrana ny hanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa adidin’ny sofina ny mamantatra ny teny ary adidin’ny lanilany kosa ny mahatsapa tsiron-kanina.
Malagasy Bible 1865
Fa ny sofina no mamantatra teny, Ary ny vava no manandrana hanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny sofina no mamantatra teny ary ny vava no manandrana hanina.
malagasy
Fa ny sofina no mamantatra teny, Ary ny vava no manandrana hanina.[Heb. lanilany]